|
|
|
|

Teny iditra1  vavahady
Singan-teny  2 vava, 3 hady
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Rafi-bato na hazo atao fidirana ao amin' ny tanàna na sahan' olona iray
6 Vavan' ny hadivory nanodidina ny vohitra fahiny ka natao fidirana sy fivoahana tao. (Natao telo sosona na roa na iray monja ny vavahady, ka raha telo, ny mafy indrindra dia ny any ivelany, ary toerana roa no azo nanaovana ny vavahady, na eo andrefana kelin' ny zoro firarazana na eo amin' ny zorony atsimo andrefana tahaka ny misy ny varavaramben' ny trano). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a gateway [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 portail, porte-cochère, entrée d'une ville [1.8]
Ohatra  9  Alohan' ny hiaingana hivoaka ny vavahady dia milahatra isan-tsokajy ny tily. [2.356#]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  11 Randzavola: vavahady ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02