|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vavahoana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tany mitriatra, lempona
4 Fotoana farany iainana: 5 Efa eo am-bavahoana ihany ilay marary notsidihinay omaly [1.1] |
| Fivaditsoratra | vavahoana, 6 voahavana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|