|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vavarano
Singan-teny  2 vava, 3 rano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Toerana fiafaran' ny ony ka ivarianany any an-dranomasina; vinany
6 Fihaonan-drenirano roa
7 Halehiben' ny sakan' ny renirano na ny ony iray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 embouchure [1.13]
Voambolana  9  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  10 vinanin-dranomasina
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12  vavarano
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 moron-drano, ny faritany sy ny mponina ao [Tambahoaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02