|
|
|
|

Teny iditra1  vava tsy ambina
Singan-teny  2 vava, 3 tsy, 4 ambina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 teny tsy voatandrina, tsy voahevitra: Vava tsy ambina no ahitan-doza [1.1]
7 Teny tsy tokony ho notenenina anefa niloaka tsy satry ny vava [2.285#270]
Fanazavàna teny anglisy  8 unguarded speech [1.2]
Ohatra  9  Nefa aza ihainoanareo teny diso, ary aza angalanareo vava tsy ambina. [2.298#32]
10  Fa ny vava tsy ambina no ahitan-doza, ary izay manta vava no manambara ny afenina; [2.69#238]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12