|
|
|
|

Teny iditra1  vaventy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Lehibe: Olom-baventy
4 Be vatana, mivongavonga, makadiry: Olona vaventy tokoa izay niresaka taminay izay!
5 Bakatraka: Vaventy fahana ity lamba ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 great, large; eminent, honorable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 corpulent, gros, qui a de belles proportions, une grande dimension
8 figuré: les puissants, les grands, les riches, les principaux [1.3]
9 grand, éminent, honorable [1.8]
Ohatra  10  Mitopatopa ny onja vaventy [2.471]
11  Trano vaventy sy lavabe no tazany [2.470]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09