|
|
|
|

Entry1  vavolombelona
Part of speech  2  noun
Root  3  vava, olona, velona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Olona nanatri-maso na nandre zavatra iray ka afaka hiantoka ny fahamarinany: Ilana vavolombelona roa ny fisoratam-panambadiana
Zavatra entina manaporofo, manamarina: Vavolombelon' ny fahakamoana, dia izao laharana farany misy anao izao
Explanations in French  5  [1.13] témoin
Examples  6  [2.470] nofo sy ra no vavolombelona!
7  [2.472] Ianareo fokonolona no vavolombelona fa mitahiry
8  [2.996] Ho faty ny vavolombelona mandainga
Proverbs  9  Proverbs containing the word vavolombelona
Article  10  Randzavola: vavolombelona ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/07/29