|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vazivazina |
| Fototeny | 2 vazivazy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Anaovana vazivazy, vosobosotra: Novazivaziko teo izy dia tezitra
5 Esoina, harabina: Tandremo! tsy azonao vazivazina aho [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be teased, to be annoyed; to be mocked
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on taquine, de qui on se moque
[1.8] |
| Ohatra |
8 ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra
[2.131]
9 Tsy azo vazivazina mihitsy, fa saiky tafandriana teto izahay, tamin' izay [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 Ny zazavavy, vazivazina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|