Entry | 1 vazoina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 vazo |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Hiraina, kaloina: Novazoin' ny Avana ny hanin-kavana Anaovana vazo na kalompitiavana: Imiangaly no novazoin' Andrianampoinimerina |
Anagrams | 9 ivazoan, nivazoa, vaozina, vazoina, zavonay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |