|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vela
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanalanonana; fainetrahana, famoizana; fanomezan-dalana, famindram-po amin' ny hadisoana vita [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)20  vela
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 Trosa alan' izay resy amin' ny lalao fanorona
23 Ilazana koa ny vato telo sisa amin' ny fanoron-dimy, na ny vato dimy amin' ny fanoron-tsivy [1.1]
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 9 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)25  vela
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27 sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  28 déchet, résidu [1.13]
Sampanteny 
Anarana :
Mpanahaka  31  faika

Fivaditsoratra  32 leva, 33 vale, vela

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09