|
|
|
|

Teny iditra1  velezina
Fototeny  2 vely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kapohina mafy: Noveleziny tamin' ny kibay ilay kely ka saika torana
5 Kapohina mba hihintsanan' ny voambary: Eo amin' ny famoloana no velezina ny vary
6 Ampanenoina: Velezo amin' izay àry ny lakolosy ~ Any ambanivohitra dia ny amponga no velezina raha hamory ny fokonolona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be struck; to be beaten; to be threshed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on bat, qu'on sonne, qu'on dépique: Noveleziny mafy loatra ny zanany (Il a battu, réprimandé trop fortement son enfant) [1.3]
9 qu'on bat, qu'on frappe [1.8]
Ohatra  10  Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17