|
|
|
|

Teny iditra1  velirano
Singan-teny  2 vely, 3 rano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fianianana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 serment légal consistant à prononcer des imprécations contre soi-même, en frappant, avec une verge, une lance plantée dans une fontaine sacrée presque desséchée ; promesse, simple serment [1.3#824]
Ohatra  7  Nanao velirano sy nifanaiky tamin-dRanavalona I izy. [2.508#]
8  Manaraka izany dia natao ny lokan'ady sy ny velirano; [2.588#]
9  Loza izany velirano ataon' izy roa lahy izany, fa efa mianiana mafy amin' ny lanitra sy ny tany! [2.69#]
Tsipelina hafa  10 vely rano

Fivaditsoratra  11 Narivelo, 12 renivola, velirano, 13 vely rano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02