|
|
|
|

Teny iditra1  veloma
Fototeny  2 velona
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny mpamaritra velona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 (velona amin' ny fomba mandidy) Teny ifanaovana raha mifandao ka firariana mba samy mbola ho velona soa aman-tsara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 may you live! Farewell! Adieu! Thank you [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Adieu! Vive! Merci! [1.3]
7 adieu, vivez [1.5]
Ohatra  8  veloma Razay, veloma e! [2.324]
9  Nifanao veloma araka ny fomba mahazatra azy izy ireo nony tafiditra ny vavahady. [2.470]
10  Dia lasa izy nanao veloma anay efa-mianaka. [2.472]
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09