|
|
|
|

Teny iditra1  velon-dray
Singan-teny  2 velona, 3 ray
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 whose father is living [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 dont le père est encore vivant [1.8]
Ohatra  7  Indraindray valo lahy no alefa, fito lahy miampy ilay velondray velon-dreny, dia hoy ny mpitso-drano [2.436#30]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  9  velondreny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02