|
|
|
|

Teny iditra1  velon-taho
Singan-teny  2 velona, 3 taho
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ireo vodin-javamaniry alaina nefa tsy voaongotra ny tahony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 (« tige encore vivante »). Se dit des tubercules qu'on déterre sans arracher la plante elle-même
7 Figuré : jeune homme qui a encore ses parents. [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12