|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  velovelo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Sarisary hita an' eritreritra; fahontsana mangina [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (2/2)6  velovelo
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 faly [Tambahoaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19