|
|
|
|

Teny iditra1  velutina    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Apollonias velutina  4 vohoromanga
Beilschmiedia velutina  5 demoka, 6 vazango, 7 voakoromanga, 8 voananamasina, 9 voankoromanga, 10 voatsipoaka, 11 vokoromanga
Fagaropsis velutina  12 mandakolahy
Kosteletzkya velutina  13 kotosay, 14 trongafotsy
Potameia velutina  15 antevaratraberavina

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28