|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 venavena |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Toetran' ny zavatra, toy ny fery na lavaka, misokatra makadiry, mitanatana
4 Toetran' olona miraikiraiky, mitahontahona. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|