|
|
|
|

Teny iditra1  venezoelianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena tompontany any Venezoela (Amerika ataimo)
4 Momba an' i Venezoela, an' i Venezoela na avy any Venezoela:
5 Ny Espaniola no teny tenenin' ny mponina venezoelianina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Venezuelan [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 vénézuelien, vénézuelienne [3.1]
Voambolana  8  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  9  venezoela, 10  venezoela

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17