|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 venty |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fototry ny isa
4 Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato 5 Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry 6 Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza 7 Fitarihana hira [1.1] 8 habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 substance; a unit
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 substance
[1.8] 11 unité [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 27 amin' io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 22 venty |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs)
[1.1] |
| Voambolana | 25 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Kamban-teny rehetra | 26 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|