|
|
|
|

Teny iditra1  vera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitaovana fisotroan-drano vita amin' ny tamaboha tantera-pahazavana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a glass tumbler [1.2#752]
5 a drinking glass [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 verre à boire [1.8]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 rave, 9 reva, 10 vare, vera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09