|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 verezina |
| Fototeny | 2 very |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ariana tsy ho zanaka na atao tonga mietry hamendrehana ka tonga andevo: Noverezina tamin' ny vola tsy vaky izy ~ Verezin-jo
5 Lamina amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsy antony: Noverezin-dRamatoa iny tamin' ny resaka tsisy antony fotsiny lahy ny androko [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be sold into slavery
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on réduit en esclavage
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|