|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 veromanitra |
| Singan-teny | 2 vero, 3 manitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazam-bero mani-dravina izay anaovan' ny olona fisotro toy ny dite ka manapahita tory tsara(Andropogon Schoenantus)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 lemongrass
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 citronnelle
[1.8] 8 (de vero et manitra : parfumé). 9 Cymbopogon citratus (DC.) Stapf (Poaceae) ; appelé couramment « Citronnelle » ou « Lemon grass » ; cultivé comme plante à parfum notamment à Nosy be. 10 Son essence est commercialisée sous le nom d'essence de citronnelle. 11 D'après Malzac, une autre Graminée à parfum, le nard, Andropogon nardus L. (Poaceae), aurait également été introduite et cultivée. 12 Nous n'avons trouvé aucune mention récente de cette espèce. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
13 kasy sy veromanitra no nanefany ny volanao aminy
[2.996]
|
| Voambolana | 14 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Lahatsoratra | 17 Randzavola: veromanitra ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|