|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 very hevitra |
| Singan-teny | 2 very, 3 hevitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 miroanahana tsy mahita izay hatao, na handroso, na hihemotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 confounded, perplexed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 perplexe
[1.8, 1.5#144] 8 confus [1.8] 9 qui ne sait quoi faire [1.5#144] |
| Ohatra |
10 very hevitra izy telo lahy
[2.442#38]
11 Samy very hevitra tamin' io ny adala sy ny hendry, fa samy tsy nahita izay antony [1.437] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|