|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vesoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Pentsompentsona, fitenenana tsisy farany mandany fotoana, vatsavatsa, taria. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)14  vesoka
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16 varina, sondriana [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  17 savoke, 18 sevoka, vesoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19