|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vetsivetsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (vetsovetso no tena fampiasa) Tanisanisa lazain' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny ihany
4 Hira kaloina malefaka dia malefaka [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 loquacité, abondance de paroles, facilité d'élocution, détails minutieux et longs
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 17 vetsovetso |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|