|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vetsovetsoina |
| Fototeny | 2 vetsovetso |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tanisanisaina, hirahiraina:
5 Ny fahatsiarovana ny zanany no io vetsovetsoiny marain-tsy hariva io [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|