|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vezo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (2/3)4  vezo
Sokajin-teny  5  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6 voiso [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)7  Vezo
Sokajin-teny  8  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  9 Zana-poko madinika sakalava, atsimo andrefana, malaza amin' ny fahaizana rano ka ny fanjonoana indrindra no antom-pivelomany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 nom d'une tribu du sud-ouest de Madagascar [1.3#831]
11 nom d'une population de pêcheurs du sud-ouest de Madagascar (villes principales: Toliary, Morombe)
12 Sakalava vezo: les pêcheurs qui vivent sur le littoral [1.5]
Voambolana  13  Tantara: firenena
Mpanahaka  14  masikoro, 15  masikoro, 16  sakalava, 17  sakalava, 18  vezompotaka, 19  vezompotaka
Kamban-teny rehetra  20 Ambezo
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  22  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  Vezo, vezo, 23 zevo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21