|
|
|
|

Teny iditra1  vidiana
Fototeny  2 vidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  4 qu'on achète [Tanala] [1.6#839]
Ohatra  5  Ilay àry re vidiana, fa iny no tiako e, hiy izy, nony tsy nifantoka tamin-javatra hafa ny masony. [2.470]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 adivina, 12 avadiñy, 13 diavina, 14 divaina, vidiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09