|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vidin' aina
Singan-teny  2 vidy, 3 aina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 salaire que l'on gagne par son travail [1.3]
Ohatra  6  vidin' aina izay taminy fa tsy mba hasin-tanana tsy akory, vidin' aina aminay narovany tamin-doza, vidin' aina amin' izy tenany izay nisolo vaika anay. [2.472]

Teny iditra (2/2)7  vidin' aina
Singan-teny  8 vidy, 9 aina
Sokajin-teny  10  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  11 cote personnelle: 1/720 de la piastre [1.3]
Voambolana  12  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Fivaditsoratra  vidin' aina, 13 vy anidina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12