|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vifotsy |
| Singan-teny | 2 vy, 3 fotsy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazam-by manify fanaovana siny, zinga, maharitrafo, sns
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 tinplate
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 fer-blanc
[1.3, 1.5, 1.8] |
| Voambolana | 8 Simia |
| Tsipelina hafa | 9 vy fotsy |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 11 Randzavola: vifotsy ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) |
| Fivaditsoratra | vifotsy, 12 vy fotsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|