|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vilana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy mahitsy fa misompirana: Vilana be mihitsy ny tsipika nataonao
4 Tsy araka ny toetrany mahitsy tsara fa mivaona: Nanjary vilana ny vavany noho ilay aretina nahavoa azy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 crooked, warped
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 évasif: Valy vilana (Réponse évasive)
[1.4] 7 tordu, qui dévie [1.8] |
| Ohatra |
8 Matetika no ahitana fa omena dika vilana io fomba izay mifanaraka amin’ny hevitra fototry ny demokrasia io.
[4.27]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 lavany, 19 lavina, 20 vanila, vilana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|