|
|
|
|

Teny iditra1  viliantsahona
Singan-teny  2 vilia, 3 sahona
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan-javamaniry fahita eny amorondrano na amin' ny tany be petsapetsa, somary mitapelapelaka kely ny raviny ary fanaon' ny olona ody tazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 (« assiette de grenouille »). Nom donné à diverses plantes aquatiques dont les feuilles ressemblent plus ou moins à des assiettes ; feuilles rondes. Ce sont surtout suivant les dialectes :
7 Hydrocotyle superposita Baker, Hydrocotyle tussilaginifolia Baker et Hydrocotyle umbellata L. (Araliaceae) [Merina]
8 Hydrocotyle bonariensis Lam. (Araliaceae). [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09