|
|
|
|

Teny iditra1  vinanindrano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 (vinañin-drano) toerana ihaonan'ny renirano roa lehibe, toerana ihaonan'ny renirano lehibe amin'ny ranomasina [Tanala] [1.78]
4 fihaonan'ny renirano roa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 confluent
6 vinanibe, vavarano lehibe: estuaire [1.13]
Voambolana  7  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12