|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vingavingaina |
| Fototeny | 2 vingavinga |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ivaivaina, ambanina, zimbaina, hamavoina, tsy asiana hasina, tsy hajaina: Novingavingainy teo imason' olona maro be teo aho ka tsy manaiky
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be abused, to be disdained
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on méprise, à qui on adresse des paroles dédaigneuses
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|