|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vingivingina
Fototeny  2 vingivingy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina amin' ny tendron-tanana
5 Tsiratsiraina [1.1]
Tovy hevitra  6 vingina

Teny iditra (2/2)7  vingivingina
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9 vimbinana, tevatevaina [Sihanaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12