|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vinory |
| Fototeny | 2 vory |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voavory, novorina; nangonina, noehina:
5 Novinorin' ny mpiantso ny fokonolona [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Qu'on a réuni, ramassé
[1.3#859] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 voavory |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 rôviny, 13 viniro, vinory |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|