|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 visavisaina |
| Fototeny | 2 visavisa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tanisaina, lazaina tsirairay: Tsy hay hovisavisaina ny zavatra rehetra nataony
5 Lazaina hatramin' izay antsipiriany madinika indrindra: Visavisao ary ny dia nataonao tany an-drenivohitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be described minutely, to be enumerated
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on décrit ou énumère minutieusement
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|