|
|
|
|

Teny iditra1  vita
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Efa, tontosa: Vita daholo ity ny asa vao mba tonga ianao
4 Natao: Farafara vitako io fa tsy novidiko akory
5 Azo atao: Vitako io fa aza matahotra ianao
6 Tapitra: Vita ny trosanao izao ka aza manelingelina ahy intsony
7 Tapaka, voafarana: Vita izay ny fanekena
8 Maty, jingy: Notorahan' Ikoto indray mandeha mania ilay fodilahy dia vita terỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 completed, finished; dead:
10 tsy vita tsy ifanakonana (it takes cooperation to do the job) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 fait, accompli, terminé; mort:
12 tsy vita tsy ifanakonana (il faut travailler ensemble pour le faire) [1.8]
Ohatra  13  vita ilay lakana [2.606#188]
14  Ho vitako ve izany? [2.4]
15  ny zava-bitan-dRalaimongo [2.472#193]
16  Tao tiana ho fantatra fa izao no atao hoe Vazaha, izao no zava-bitany [2.472#224]
Haiendriteny 
17  Tovonana :
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  37  Fikambanana 18 amin' io teny io
Ohabolana  38  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  39 tavy, 40 tiva, vita

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17