|
|
|
|

Teny iditra1  voabanga
Fototeny  2 banga
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4 édenté, ébréché [1.3#73]
Ohatra  5  hihorohoro ny mandanao noho ny fikorodondrodon' ny mpitaingin-tsoavaly sy ny kodia sy ny kalesy, raha miditra eo amin' ny vavahadinao tahaka ny olona miditra amin' ny tanàna izay voabanga izy. [2.996#33.026.010]
Tovy hevitra  6 binanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12