|
|
|
|

Teny iditra1  voaboraka
Fototeny  2 boraka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qu'on a défait, déballé, manifesté [1.3#88]
Ohatra  5  Rehefa voaboraka antsipiriany io anton' ny raharaha atao io, dia manome lalana ny Mpamaly Kabary ny Mpamaky kabary: ohabolana no ampiasainy eo, dia miala izy. [2.245#]
Tovy hevitra  6 bonoraka

Fivaditsoratra  voaboraka, 7 voarobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12