|
|
|
|

Teny iditra1  voafafy
Fototeny  2 fafy
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4 sown, scattered [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 où l'on a semé, sur quoi l'on a répandu, jeté, lancé; qu'on a semé, répandu, jeté [1.3#136]
Ohatra  6  Ary ny sasany dia voafafy teny ambonin' ny vatolampy; [2.996#]
7  Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny; [2.470#]
Tovy hevitra  8 finafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12