|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voafandrika |
| Fototeny | 2 fandrika |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 latsaka anaty vovo
[1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 ensnared, caught
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 à qui on a tendu un piège, pris au piège; qu'on a accaparé
[1.3#146] 7 piégé [1.13] |
| Ohatra |
8 Nisy sasantsasany rahateo tohina : voafandrika ve ry zareo?
[1.369#]
9 Zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [2.508#] |
| Tovy hevitra | 10 finandrika |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|