|
|
|
|

Teny iditra1  voafetra
Fototeny  2 fetra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4 fixed, limited. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 limité, borné; taré [1.13]
6 ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra
7 (les dépassement de la puissance souscrite) [4.12:1173451160]
Ohatra  8  voafetra koa anefa, hoy indray izy, ny vindin-javatra iray ka rahefa mitohoka amin' ny valin-drihina izy, dia voatery tsy maintsy mianjera. [2.5]
9  Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [2.470]
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 5 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17