|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voafitaka |
| Fototeny | 2 fitaka |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 deceived, cheated, imposed on
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 trompé
[1.3#174] |
| Ohatra |
6 Fa voafitaka izao ny ambaniandro!
[2.298]
7 Kanjo, izy no resy sady voafitaka! [2.529] 8 voafitaka Andriambodilova fa Noro sariny [2.5] |
| Tovy hevitra | 9 finitaka |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 tafavioka, 12 vato faika, voafitaka, 13 voatafika, 14 voatifaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|