|
|
|
|

Entry1  voahangy raraka
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  voahangy, raraka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ireo olona maro miasa eny an-tsaha amim-pifaliana amin' ny fotoana fanetsana ny varialoha

Updated on 2025/07/29