|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voahasina
Fototeny  2 hasina
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 rendered holy, consecrated, sanctified. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Qui a reçu une vertu, une propriété, une sanctification, bénit. [1.3#223]
Kamban-teny rehetra  6 ranovoahasina

Teny iditra (2/2)7  voahasina
Fototeny  8 hasina
Sokajin-teny  9  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  10 tordu, bercé [1.3#223]
Ohatra  11  Ary nataony rongony fotsy madinika voahasina avokoa ny fefy lamban' ny kianja manodidina. [2.996#]

Fivaditsoratra  12 anasaviho, 13 anasavohy, 14 hasoavina, voahasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09