|
|
|
|

Teny iditra1  voahevaheva
Fototeny  2 hevaheva
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 élevé au-dessus du sol [1.3#241]
Ohatra  5  Amin' ny ondralahy fanokanana, amin' izay anjaran' i Aarona sy amin' izay anjaran' ny zanany, dia hohamasininao izay efa voahevaheva sy izay efa voasandratra, dia izao avy: ny tratra voahevaheva sy ny soroka voasandratra [2.996#02.029.027]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12