|
|
|
|

Teny iditra1  voahidy
Fototeny  2 hidy
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 fermé à clef, barricadé, mis sous clef, interdit: Voahidy io lalana io (Ce chemin est interdit, fermé) [1.3#244]
Ohatra  5  Nalala-tsaina izy, tsy voahidy tao anatina rijan-kevitra. [1.369#]
6  Nony voahidy ny trano dia lasa izy nihazakazaka nitsoaka any amin'i Fandrava hilaza izao toe-javatra izao, ka navadiny ny fomba filaza azy [2.895#92]
Tovy hevitra  7 hinidy
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 ivadiho, voahidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02