|
|
|
|

Entry1  voakaly
Part of speech  2  past participle
Root  3  kaly
All compound words 
Explanations in English  5  [1.7] very well done, done with care and skill
Explanations in French  6  [1.3#305] bien soigné: Voakaly io hoso-doko io (Cette peinture a été bien soignée)
7  [1.8] fait avec habileté et diligence, très bien fait, travail soigné
Examples  8  [2.472#219] Fa misy ny fomba nilana fikarohana sy voakaly kokoa.
9  [2.606#17] Ny harivolana izany dia azo lazaina fa teny voalahatra manokana sy voakaly mba hanaitra ny sofina sy hampieritreritra ny mpihaino.
Synonyms  10  kinaly

Anagrams  11  avaliko, avilako, ivalako, koviala, valiako, voakaly, voakila

Updated on 2025/08/10