|
|
|
|

Teny iditra1  voakolikoly
Fototeny  2 kolikoly
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 cajolé, entrainé, soigné [1.3#349]
Ohatra  5  Ary eto no misy voakolikoly sy voatamby vola hanolotra ity tany ity amin'ny Zanakantitra. [2.588#]
Tovy hevitra  6 kinolikoly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12